Dikan'ny teny : mibontsina

Hampiditra dikany vaovao
1 (bontsina) p,t, sa. dy mt. s,: Mizihitra: Efa ni. bontsina ve ilay baolina? 1 h.o,: Mihalehibe kibo (entimilaza zazavavy bevohoka ivelan'ny fanambadiana), 1 Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka i. zany Rabe hatramin'ny na. hafahany fanadinana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel