Dikan'ny teny : mibotetaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (botetaka) mt, s, (mibotetaha): Mipetraka a. amin'ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka tamin'ny tany daholo ny oiona mpamangy, ~ h,o,: Mijanona amin'ny toerana ambany misy ny tena: Tsy mba mikezaka handroso izy fa mibotetaka omin'ny misy azy eo ihany, ! Mipetraka tsy manao na inona na ino_ na fa manohon-tanana: Mibotetaka ao an-trano ao foa_ na Rabe fa tsy miasa, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel