Dikan'ny teny : midindina

Hampiditra dikany vaovao
1 (dindina) mt, (feo) Heno mangintsina ao anaty sofina na dia efa tsy misy intsony aza: Mbola midindina ao anaty sofiko foa_ na ilay feon-dakoiosy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel