Dikan'ny teny : midiridiry

Hampiditra dikany vaovao
1 feno, ka henjana: Voky loatra ity zaza ity ka midanidany ny kibony, Ahitsio
2 (diridiry) mt, s, sady p,t, (midiridiria): Henjana: Inona no nohanin'ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony, ? (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho. ? Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakitenY no akana ny hevitra na an'ohatra): Nidiridiry ny tongony havia. ? Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaouana azy. ? M,h,: Mihinjitra, mihinji. hinjy, miziriziry, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel