Dikan'ny teny : miditra

Hampiditra dikany vaovao
1 (iditra) mt, s, (midira): Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy dia niarahaba. ? Manaiky hiraY amin'ny fianakaviana na hi. kambana amin'ny flkambanana iray: Te hiditra ho za_ nakareo aho ka mangataka ny zanakareo vavy aluo ho vady. / Niditra ho miaramila Rakoto. ? Manomboka miasa: Amin'ny ualo no mi. ditra ny mpiasa, ? Mikasika zavatra tsy raharahan'ny te-na: Aza miditra amin'izany ianao fa zavatra tsy hainao izany, ? M,h,: Mitsabaka. 1 Anaovana ka mahatonga: Mi-8Y iaro maro samihafa miditra amin'ny savony. 1 Tonga betsaka: Miditra ny volan' ny fiarakaretsaka rehefa fa. ran'ny volana, - F,-p,: Idiran-doza, idiran' angano: voan'ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, / Idiran-doza na idiran'izay loza: fitenY mirary ratsy ho an'olona, fanom. pana. / Tsy miditra amin' izay izy: tsy araka ny tena izy fa mifandiso be ihany, / Midi-bingo, midi-kizo: mitsofoka amin'ny toe-draharaha mety hanahirana ny tena, / Ahitsio
2 (iditra) mt, s, (midi. ra): Manao ditra: Midttra handeha Zomd ny zafikeli. k o. ? M.h.: Mitokona, mitokozihitra, mihenahena, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel