Dikan'ny teny : midoboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (doboka) mt, s,: Mitoetra, mipetraka, mi,jano. na elaela amin'ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo, Ahitsio
2 (doboka) mt, s,: Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga, / Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny ra. no, ? Mipaika: Nidoboka (na nidobodoboka) ny foko teo am.piandrasana ilay uaovao, ? M.h,: Mitepotepo,mitotototo, mltotovarY. ? Misamonomonona: Midoboka ny ro. fina misy rano, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel