Dikan'ny teny : midodododo

Hampiditra dikany vaovao
1 (dodododo) mt, s, (midodododoa): Mandeha haingana, mihazakazaka: La_ sa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka, ? Mirohotra haingana: Nidodododo ny uahoa. ka mba hamonjy ny haintra_ no. ? Tonga maika dia mai-ka: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo a_ nareo amin'izao fahoriana I. zao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel