Dikan'ny teny : midokadoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (dokadoka) p.t.: Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto Izany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel