Dikan'ny teny : midongy

Hampiditra dikany vaovao
1 (dongy) mt, s, (midongia): Mitokona tsy mety manao na tsy mety mande. ha: Nidongy tsy nety nihi. nan-kanina Ikoto, ? Manao an-ditra, maka an-kerinY: Ni. dongy ny kilalaon,janako i Bozy kely, - F,-p,: Midongy an.dalana: milaza ny ankizy mitokona tsy mety mandeha eny andalana, / Midongy an.kani. na: tsy mety mihinana fa tsy faly amin'ny anjara omena azy, 1 Midongy zauatr'olona: mitana an-ditra zavatr'olona. ? M.h,: Mihenahena, mihena velona, mimolotra, mampitovy molotra, mizihitra, mitokozihitra, mikiribiby, mainkazo, migin.kazo, mi?timbato, miziriziry, mamatovato, mizihizihy, mamokehana, mandongllongy, mangenahena, mamahana, mitokona, Midongy zavatr'olona, mibodo zavatr'olona, manao bodongerona, manao angovy, manao ditra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel