Dikan'ny teny : midoroboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (doroboka) p.t.: Maniry tsars be ravina sady maitso: Midoroboka tzaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka, ~ Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin'akanjo fahiny ho an'ny uehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malako. fa, ? Enti-mllaza ny flhetsiky ny vorontslloza amin'ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel