Dikan'ny teny : mieboebo

Hampiditra dikany vaovao
1 (ebo) rat, s, (miebo. eboa) : Manao fihetsehana feno rehareha, fihambohamboana; miedinedina, miajokajoka: Mieboebo erj' Isambila hatramin'ny nahafahany fanadinana, ? M,h,: Mirehareha, mirehaka mianjonanjona, mihambohambo, miandranandrana, misolantsolana, miediketlika, miedinedina, mitihintihina, midihindihina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel