Dikan'ny teny : mieritra

Hampiditra dikany vaovao
1 Mieritreritra (eritra) mt. p. na mt. s, (mieritrereta): Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no ntditra ianao, ? Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy, * Ohab.: Trafon-kena orne_ mahery: am-bava homana, am-po mierltra: enti-milaza ny teny na anatra omena olona mahay misaina ka henoiny ary dia tsakotsakoiny aoka izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel