Dikan'ny teny : mifady

Hampiditra dikany vaovao
1 (fady) mt, p. (mita-dia): Tsy mihinana an-tsitrapo, mand? tena tay hihinana: Mifady hena lsan-jomd izy, 1 Manda tena tsy hanao (zavatra): Mifady ny fifaliana ara-no fo ny olona manokon-tena ho an'Andrlamanitra. / Mi. tana nY fahadiovarn-pitondran-tena, tsY miray: Taloha, rehefa lasa niantafika ny uadiny, dia nahay nifady ny uehivauy malagasy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel