Dikan'ny teny : mifampisakambina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sakambi. na)' mt, pf.: SamY mamihina ny vatan'ny an-daniny avy ka ny sandrin-tanan'ny iray ataony ao an-damosin'ny iray: Variana ers> Rasoa nijery azy roa vao nampakarina mifampisakambina eny an. dalambe, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel