Dikan'ny teny : mifanaiky

Hampiditra dikany vaovao
1 (aiky) mt. pf. (mifaneke): Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady. / Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy, 1 Entf-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiango_ nana lanareo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel