Dikan'ny teny : mifanambina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ambina) mt. Pf : Mitondra soa ho an'ny ankilany avy ny fiarahan'ny roa tonta: Nifanambina izy mivady fa sady niteraka ma-ro no nahangona harem-be. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel