Dikan'ny teny : mifandetsy

Hampiditra dikany vaovao
1 (letsy) mt. pf. (mifandetse): Mifanala, izany hoe, ohatra, ka ananan'olona vola ny tena, ka misambotra amin'ny tena kosa indray io olona io, tsy aloa ilay volany fa io fotsiny no analana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel