Dikan'ny teny : mifandiso

Hampiditra dikany vaovao
1 (diso) mt. s.: Tsy mifanena, tsy mifanaraka: Nifandiso izahay sy Rakoto. / Nifandiso ny bokotrao fa amboary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel