Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : mifanditra
(fanditra) mt. s. (mifandira): Miady vava, mifamaly, mifanjihitra: Mifanditra lalandaua izy roa lahy ireo. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha