Dikan'ny teny : mifandrombaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (rombaka) mt. pf. (mifandrombaha): Mifaninana manao asa na miteny: Mifandrombaka hanao tsianjery ny mpianatra. ? Mifaninana haka (zavatra) haingana sy an-kery sao lasan'ny sasany: Mifandrombaka uoankazo izy dimy lahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel