Dikan'ny teny : mifanena

1. (tsena) mt. pf. (mifanen?): Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin'ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
2. Somary teny sarotra rasaina izy ity ary betsaka ny ankizy ankehitriny no sahirana rehefa tojo laza adina. "Tsena" no fototeniny raha atao ny fandrasana. Toy izao: M/-if-an-(ts)-ena N/ H/ Hasin-teny: M=Filazam-potoana telo lafy mariky ny ankehitriny If=Tsofoka fanatevenana tovona vakiny tsy miova An= Tovona tsy mivaky Tsena= Fototeny mingadona *NB: Rehefa anaty fono-teny izy dia milatsaka no dikany Ahitsio
(17 ora lasa - Nampidirin'i ZavonaRakoto)
Fanitsiana nataon'i ZavonaRakoto
(17 ora lasa) Ahitsio
Somary teny sarotra rasaina izy ity ary betsaka ny ankizy ankehitriny no sahirana rehefa tojo laza adina. "Tsena" no fototeniny raha atao ny fandrasana. Toy izao: M/-if-an-(ts)-ena N/ H/ Hasin-teny: M=Filazam-potoana telo lafy mariky ny ankehitriny If=Tsofoka fanatevenana tovona vakiny tsy miova An= Tovona tsy mivaky Tsena= Fototeny mingadona *NB: Rehefa anaty fono-teny izy dia milatsaka no dikany

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0065