Dikan'ny teny : mifangaro

Hampiditra dikany vaovao
1 (haro) mt. pf. (mifangaroa): Mitambatra ka tonga sarotra avahana: Nifangaro ny ondrintsika. ? Mitambatra ho iray: Tsy mety mifangaro amin'ny rano ny menaka. 1 Miharo, miaraka amin'ny.,.: Aza mifangaro amin'ireo ankizy mpitabataba ireo ire. ? Miaraka misafotofoto, mifanosona: Mifangaro ao dahoio ny lambanareo ka samia maka ny azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel