Dikan'ny teny : mifanindry

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsindry) mt. pf.: Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin'ny iray. ? h.o.: Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin'ny fotoana iray: Nifanindry tamin'ny fanadinanay ny nahaterahan'ny zanak'anabavik o. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel