Dikan'ny teny : mifaninona

Hampiditra dikany vaovao
1 (inona) mt. s.: Manontany ny fifandraisana ara-pihavanana misy amin'ny olona roa: Nifaninona moa Andrianjafy sy Andrianampoinimerina? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel