Dikan'ny teny : mifanitsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hitsaka) mt. pf,: Mifanosy ny tongotra: Aza mifanitsaka, rankizy, fa mipetraha tsara a! ? Mitsanganamaro amin'ny toerana ety, mifanety, mifanizina: Nifanitsaka mihitsy ny mpijery hira gasy, fa nalaza ilay tarika nilalao. (Ny fiteny matetika amin'ity hevitra ity dia hoe: mifanitsa-kitro). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel