Dikan'ny teny : mifanitsy

Hampiditra dikany vaovao
1 (hitsy) mt. s.: Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto. ? Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana. ? Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin'ny faniriako indrindra izany lazainao izany. / Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel