Dikan'ny teny : mifankahalala

Hampiditra dikany vaovao
1 (tala) mt. pf : Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel