Dikan'ny teny : mifanohitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohitra) mt. pf. (mifanohera): Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy. 1 Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana. ? Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain'ny vavany sy ny asa ataony. ? Tsy mifanaraka amin'ny..,: Mifanohitra amin'ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel