Dikan'ny teny : mifantina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fantina) mt. p. (mifantena): Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena. ? Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy. Ahitsio
2 mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin'ny ariuoariuo aho. 1 Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin'ny faritaninay. ? M.h.: Mifantina, mijobona, mitsongo, mitsaika, manasivana, manivana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel