Dikan'ny teny : mifarimbona

Hampiditra dikany vaovao
1 (farimbona) mt. s. (mifarimbdna): Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay mpangalatra ny mponina rehetra, / Mifarimbona mitoto uary izy mirahavavy. ? Miaraka miasa: Nifarimbona nandritra ny andro izy telo lahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel