Dikan'ny teny : mifaritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (faritra) mt. s.: Misy faritra, voafa;itra: Tsy azony kasihina ny tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara. / Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo a min'ny handriny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel