Dikan'ny teny : mifarombaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (farombaka) mt p. (mifarombaha): Mifanesika hanao asa, haka zavatra, hiteny: Nifarombaka naka ny baolina ny mpilalao ka nisy naratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel