Dikan'ny teny : mifatratra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fatratra) mt. s. (mifatr?ra): Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay. / Mifatratra ao amin'ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel