Dikan'ny teny : mifefy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fefy) p.t.: Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin'ny famonoana omby. Ahitsio
2 (fefy) mt. s. (mifefe): Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo? 1 Manatona ho ao ambany fiarovana:Mifefy amin'ny reniny ny zazakely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel