Dikan'ny teny : miferinaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ferinaina) mt. s.: Mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin'ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel