Dikan'ny teny : mifetsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (fetsaka) mt. s, (mifetsaha): Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony. 1 Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-dauabato ireo mpangalatra nenjehin'ny fokonolona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel