Dikan'ny teny : mifezafeza

Hampiditra dikany vaovao
1 (fezafeza) p.t.: Mahia lava noho ny hanoanana: Mifezafeza er? ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra ny hidaboka iny raha vao hotsofin'ny rivotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel