Dikan'ny teny : mifihifihy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fihifihy) mt. s.: Mangovitra, mihoron-koditra: Mifihifihin'ny hatsiaka ity zaza ity fa rakofy lamba ma fana. / Mihararetra: Vao nambanako izy dia nifihifihy. 1 Mangaihay, kepoka: Nifihifihy teo anatrehan'ny mpitsara ilay voampanga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel