Dikan'ny teny : mifihitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fihitra) mt. s. (mifihira): Mifikitra: Mifihitra amin'ny hazo ny vahy. 1 Mikely aina, milozoka, mikezaka: Mifihitra amin'ny fianarana ity zaza ity. 1 Mita-na, mikiribiby: Mifihitra amin'ny heviny izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel