Dikan'ny teny : mifingafinga

Hampiditra dikany vaovao
1 (fingafinga) mt. s.: Sahirana mamindra matetitetika: Nododonana Rasoa fa maika ny fiarakodia; inty izy mifingafinga ao anatin' ilay zipony tsy mandingantatatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel