Dikan'ny teny : mifintina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fintina) mt. s. (mifintina): Mihafohy sy mihakely: Mifintina ny lamba sasany rehefa sasana. 1 Tery mifinjifinjy: Dia manao akanio mifintina loatra ity ianao! 1 Mihakely, mihamahia: Loza fa vao avy narary izy dia iny nifintina iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel