Dikan'ny teny : mifitsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (fitsaka) mt, s. (mifitsaha): Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny uolon-doha raha lena. / Mifitsaka ny katsaka azon'ny orana. 1 Mifintina: Mifitsaka ny tany tratran'ny orana. 1 Mipetraka tsy mihetsika: Mifitsaha aloha ato antrano fa mangatsiaka any iuelany. / Miery: Mifitsaka ao anatin'io lava-bato io izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel