Dikan'ny teny : mifohafoha

Hampiditra dikany vaovao
1 (fohafoha) mt. s.: Misehoseho, mitsangantsangana (fiteny indrindra amin' ny volo): Nifohafoha volo ilay uoronkely van navelan' ny ankizy. 1 p.t.: Enti-milaza tany mando efa maimaina mbola tsy mafy. * Ohab.: Vorona azon'adala: na tsy maty axa, mifohafoha volo: zavatra mby an-tanan'ny olona tsy misy fisainana: raha tsy simba tanteraka, manahirana vao azo ampiasaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel