Dikan'ny teny : mihaingihaingy

(haingihaingy) P.t.: Menatra noho ny fahatsirarovana ny tena ho tsy antonona ny toerana misy ny tena, na ny olona iarahamitoetra. ¶ M.h.: Misaingisaingy, misomaingisaingy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493