Dikan'ny teny : mihasina

1. (hasina) mt. s.: Miolana, mikivilivily. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (hasina) mt. s.: Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan'Imerina no nihasina fahizay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0058