Dikan'ny teny : miiba

Fototeny: iba, ilazana ny isa ambanin'ny 0. Hijanona ho isa miiba ny toe-danjan' ny vola ampidirin' ny hanam-pamokarana ka mbola hidina. Mifanohitra amin'ny miabo Ahitsio
(14/01/2026 16:03 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111