Dikan'ny teny : milasy
(lasy) mt. s. (milasia): Mitoby, mandry an-tsaha (fiteny indrindra amin'ny miaramila): Eto ny miaramila no hilasy anio. • Mivahiny maro any aman'olona ka manao parasy homana ao: Iray uolana izao ry ygjcjop zareo kgll ato auaratra no milasy any amin'ny havany any Antsirabe.
pazki Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha