Dikan'ny teny : milepaka
(lepaka) mt, s.: Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin'ny alika wkqfvk sasany, • Tsy henjana fa mivaroraka: Lena sywqa angaha ity bonetranao no milepaka? • Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): jcsybkok Naninona ity otnby no nilepaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha