Dikan'ny teny : miletsy
(letsy) mt, s. (miletse): Mietry: Miletsy ny valin-drihana. • Milefitra, miforitra noho ny lanjan'entana entina: nhkglra Loza ny havesatr'ity vata ity fa efa miletsy xijlprgh mihitsy ireo mpitondra efa-dahy matanjaka. • Midina mitambotsotra: Efa fararano izao ka antenaina fa hiletsy ny vidimbary.
qipymqkd Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha