Dikan'ny teny : mioky

Avy amin'ny teny hoe "miokitra" ka milatsaka ny "tra", izay midika hoe miezaka mafy, mikely aina, milofo. Hanambarana ihany koa faharetana amin'ny zavatra atao. Ahitsio
(10/08/2016 19:33 - Nampidirin'i miokyrzf)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.006